Famadihana sy Fanarahan-dia an'i Jesoa, ilay antsoina koa hoe "Kristy"
Nampidirin'i lemonja | 15 Jan, 2009"Mieux vaut tard que jamais", hoy ny fiten'ny Frantsay...
Nosokafako androany ity Blaogy ity fa te-hamaly ny resadresak'i "Dadafara" efa taona maromaro lasa aho, momba ny Famadihana sy ny Fanarahan-dia an'ny "Kristy", izany hoe, raha adika, ny "Mpamonjy".
Manasa anao ary, ry havana aman-tsakaiza rehetra, hamaky ity Blaogin'i Lemonja ity!